fp3

3 - ANDRIAMANITRA RAY

Andriamanitra Rain'ny mandrakizay no Mpamorona, Loharano niaviana, Mpanohana, ary Mpanjakan'ny zavaboary rehetra. Marina Izy sady masina, mamindra fo sy feno fahasoavana, mahari-po, ary manam-pitiavana feno sy tsy miova ary mahatoky. Ny hatsaran-toetra sy ny hery abaribarin'ny Zanaka sy ny Fanahy Masina dia fanehoana koa ny Ray.

(Gen. 1:1;Apôk. 4:11; 1 Kôr. 15:28; Jao. 3:16; 1 Jao. 4:8; 1 Tim. 1:17; Eks. 34:6,7; Jao. 14:9)

Miverena